Malok'ila 9
2012
Film
Hadalana re zao."100 km je m'en fou"... "Pas de maison d'enfant" fa "Tsy raharahan'i Emmanuel" hono. Ralay daholo no tao ambadiky ny fanakorontanana rehetra nampisabadidaka ny tokantranon'i Pasitera sy Rajao. Ny ray amandreny marina no miady dia ny zaza no voaporiporira.