Malok'ila 5
Malok'ila 5

Malok'ila 5

2009 Film

“TSISY L’TY A… TSISY! “C’est vrai ça?”…Vitan’ny Pasitera Bizna ve ny nanozongozona ny finoan-dRajao; sa inona ny antony mahatonga ny fiainany tsy sasatry ny miarina? Efa voahilika teny an-tokontany hatramin’ny tokantrano. Marina ihany ny tenin-dRalay hoe “Rajao play boys kikina”.