Malok'ila 8
2012
Film
" Alika ny vazaha". "Quelque choses, le frere de ta mere"... Tsy namelan-drajao raha tsy lasa tany frantsa niaraka amin'i Pasitera izy na sakoroka tsy hifankahitana aza vao tafavoaka. Tsy araka ny noeritreretiny anefa ny nitranga tany. Ary inona no tena ao an-tsain'i Marianne e? zanaka sa harena?