Malok'ila 2
2007
Film
« Aza mirobaroba Raly a ». Tratran’ny tazon-karena Rajao, nefa manantena tsy misy no sarotra ka nihetsika indray ny haromontany. Manao embouteillage ny fahorian’I Pasitera noho ny hafitsok’I Fetra. Dia sanatria ho tafita vao rendrika koa ve I Johary sy Bakoly? “Aza mitsara mba tsy hotsaraina”.