Malok'ila 11
2013
Film
"COraCOhaCOriCOva"... "Coeur blessé!" Tsy hijoro ny tilikambo fa miandry ny repoblika faha 4. Ny face a facen-dRajao sy Ralay nefa efa lasa virus hatrany Chine; dia mbola i pasitera foana ve no victime?... Miakatra koa ny dosen'i Emmanuel; manao ping pong ny iray tanana.