Malok'ila 4
Malok'ila 4

Malok'ila 4

2009 Film

“Tenenina foana fa eee!”… “Tena raha omby ialahy efa namidiko!”.Niova ny donne, Ralay no mitondra ny bol… Vitany ny nampiray fandriana azy telolahy. Pasitera efa zatra mijabaka, Randrenja tsy tonga saina, Rajao very tombontsoa. Eo amin’ny fiainana anefa misy foana ny mpijoko voajoko.