Malok'ila 3
Malok'ila 3

Malok'ila 3

2008 Film

“Izay ny an’lahy”. Ny vava no tsy atao be, ny mamerina azy no sarotra. Ny lasa tsy fanadino ka rehefa vaky ny nafenina dia lasa bala fitifirana. Tonga eo amin’ny hisavorovoroan-kilantoana ny fiainam-pitiavan’I Johary sy bakoly ary Landy. Fa mbola mitohy ny tantara. NIPOITRA Ralay.