Malok'ila 1
2006
Film
“Demain n’est pas loin”. Mipoitra eto daholo ny vangin-dRajao mandravarava an-dRandrenja sy ny forongony. Vao mainka baomba ho an’I Landy ny fahalalany fa zanak’I Randrenja I Johary izay jockern’I Bakoly. I Pasitera ao ambadik’izany rehetra rehetra izany miafina any anatin’ny tenin’Andriamanitra. “Iza hono lety no nanao an’io, izaho sa ialahy? ”...