Malok'ila 14
2014
Film
"Fanatitra hono r'ireto a!" Mahay fahagagana koa izy... Ela nitoratorahana Rajao sy Ralay ary Emmanuel ka nahavoa mahavoa mason'angatra; sendra ny tena Dadilahy. Tsy moramora ny miady amin'ny maizina fa mbola mafy noho izany ny mijoro vavolombelona ho an'i Kristy...