Volomborona 2
2010
Film
“Omeo azy ny azy”!…hoy I Din. Ny an’I Benja efa mazava ny decision-ny. Fa heverin’I Nary volomborona ho kianjan’ny kanto sy fonjan’ny fifankatiavana angamba ny Seminera ka ataony entrée libre sy sortie baranahany. Ry bebe koa dia misahirana sa hoe inona tena no ambadik’ity marriage forcé tsisy fakana aina ity?