May volomborona
2011
Film
Zava-doza sa vintam-boka, fa fanamiana nifandimpatra no naha commandant tampoka an’I Nary, tsy mahalala akory izay bi sy ba amin’ny sampan-draharaha vonjy taitra. Tsy maintsy misy aloha ny lasibatra, fa hatraiza ny fetran’ny fisolokiany?