Adisanina valala
2012
Film
“Je suis l’homme” hoy Rajao ; Nefa na vola na harena na tokantrano,ninoninona… karazan’olona tsy hahay hitantana izany rehetra zany na oviana na oviana Rajao ary lasa vesatra ho an’ny fiarahamonina aza, ka izay lalovany dia victime, na maninona na maninona.