Adisanina begalona
Adisanina begalona

Adisanina begalona

2013 Film

Colonel colonie!. Rajao ve moa tsy hibitaka rehefa mahita vehivavy. Fa iza no sy mba hifitsaka rehefa tratran’ny tompom-bady? Miseho azy ho vedette dia ny S. N no atao lafika? Tsy mankaiza amin’ny mpanao gazety sy ny jeneralin’ny tafika e!...