Adisanina copain
Adisanina copain

Adisanina copain

2014 Film

Tout le monde en piste! « Misaotra amin’ny vitanao copain » fa tena saika potika ny avenirn’i Tiana . Na aiza na aiza misy an-dRalay dia manangatra foana ny lehilahy. Coach Randafy moa toy ny vazaha be tsy mifora, tsy mahalala izay hahafaty azy ka rehefa tonga ny loza vao latsa-nenina.