Adisanina fandio
Adisanina fandio

Adisanina fandio

2014 Film

“Misy raha hely zahako!”… Fanambakana sy fanararaotana tsotra izao no entin-dRalay mitady vola nefa asa fanasoavana ary fanampiana ho an’ny mpiara-belona no tanjon’ny Team safelika. Resaka famoran-jaza ilay raha. Mihevitra an’Atra ho tsy misy ve ireny mpanao ratsy ireny e?