204
2015
Film
Natsikafon’ny lasa ny tantara tena marina mahakasika an’I Naivo sy Faniry zay noheverina ho mpianadahy ka tsy afaka hivady. Ny tena marina fitiavan-tenan-dRalisy te hampandova ny zanany (Chantal) amin’I Naivo no fositry ny savorovoro sy ny korontana rehetra. Hatraiza ny farany?