play boys
play boys

play boys

2014 Film

“Play boys”! Feeling “le jour sans date”. Tontolo nampifamatotra ny finamanan’I Frà (Rajao) sy Charlie (Randrenja) ary Mau (Pasitera). Niaretana ny afitsoky Ingahindriana Ratoma sy ny famoretany. Na izany aza, samy makamaka dia tsy mifanambaka e: Charlie sy Marianne; Frà sy Evah, ary Mau sy Zo!... en couple!