play boys 3 zition
2015
Film
« Taloha mba nihinan’ny fatiny ; zao na ny faty hohanina aza tsisy! » dit Frà. François Hugue: ilay Play boys tsy mahazaka tsy manana, fa n’iza n’iza amidiny raha vao hitany manangasanga eo anoloany ny harena sy ny fananana. Inona moa ny fahotana tsy efa vitan’izany lehilahy zany? Saingy ny fihevitr’olombelona tsy fihevitr’Andriamanitra!