Misionera 3
2017
Film
“Hanambady aho”…hoy bil. Fa tena “vazaha be tsy mifora” marina ve ilay rafozany? Sao dia mba I Kiatsaka kosa no fositra? Ny daika ihany no azo araraotina. Na izany na tsy izany. Ao anatin’ny ngidy no misy ny mamy.